Membre

  • Type d'utilisateur : Particulier
  • Prénom : Andriamahery
  • Nom : Lazahasina
  • Description : ANDRIAMANITRA MAHERY ILAY ANDRIAMANTSIKA , JESOSY KRISTY
    TIAKO NY MILAZA AMINAREO FA TSARA NY MIARA-DIA AMIN'I TOMPO JESOA.
    VAVOLOMBEN'NY FITAHIANY IZAO FAHAFAHANTSIKA MIFAMPIZARA IZAO; NANAO ZAVA-MAHAGAGA AMN'NY FIAINANTSIKA IZY SAINGY INDRAINDRAY DIA TSY HITANTSIKA AKORY IZANY; TSY LEO IZY FA MBOLA NITIA ANTSIKA IHANY KA MBOLA NOMENY MASOANDRO SY RIVOTRA HIAINANA IHANY ISIKA NA DIA MBOLA MANOTA SY HANOTA IHANY AZA.TENA TIA ANTSIKA JESOA KA TE HANANDRATRA ANTSIKA AMIN'IZAY TOERANA MISY ANTSIKA IZY;TIANY HADIO ANEFA ALOHA NY MOMBA ANTSIKA SATRIA TSY TIA PENTIPENTINA IZY;HAMPISALOTRA ANTSIKA HAJA SY VONINAHITRA IZY RAHA MANKAHALA OTA ISIKA;MANANA PLANINA TSARA HOAN'NY OLONA TSIRAIRAY IZY;MAHEREZA ARY MIHAZAKAZAKA HANATRATRA NY TANJONA AO AMINY;AMENA
    Loisirs : FOOT BAL , LECTURE
  • Profession : Cadre de la fonction publique
  • Église : Fjkm Ambohipo, Antananarivo
  • Activité dans l'église : Evangelisation
Trier par
Filtrer les résultats
FERMER

Filtrer parmi les 2 résultats

Rubrique
Update Required To play the media you will need to either update your browser to a recent version or update your Flash plugin pour Firefox & Safari - Flash plugin pour Opera & Chrome.